2016
Nibebaka i Almà
April 2016


Ireo mahery fo ao amin’ny Bokin’i Môrmôna

Nibebaka i Almà

Sary
Alma repented

I Almà dia mpisoron’i Noà Mpanjaka ratsy fanahy. Nihaino ny mpaminany Abinadia nampianatra mikasika ny didy izy. Fantatr’i Almà fa mila manova ny fiainany sy manaraka an’Andriamanitra izy toy izay hanao zavatra ratsy. Nosoratany ny zavatra nampianarin’i Abinadia. Nanomboka nampianatra ny hafa ny filazantsara izy. Nanorina fianakaviana izy taty aoriana ary nantsoiny hoe Almà ny iray tamin’ireo zanany lahy.