2016
Hevi-baovao manaitra
April 2016


Sary
insights

Hevi-baovao manaitra

Amin’ny fomba ahoana no hitomboan’ny finoana amin’ny fahazazana ho lasa fahalalana sy fijoroana ho vavolombelona?

“Tsy tsaroako izany hoe tsy nino ny Ray any An-danitra sy i Jesoa Kristy izany. Tiako Izy ireo hatramin’ny fotoana nipetrahako teo am-pofoan’ilay reniko anjely toetra izay namaky ny soratra masina sy ireo tantara momba ny filazantsara tamiko. Izany finoana tany am-boalohany izany dia nitombo ho fahalalana sy tenivavolombelona momba ny Ray any An-danitra, izay mihaino sy mamaly ny vavaka ataontsika ankehitriny.”

Loholona Ronald A. Rasband ao amin’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo, “Endrey mahagaga ahy,” Liahona, nôv. 2015, 90.