2016
Vehivavy be herimpo ao amin’ny Bokin’i Môrmôna
October 2016


Ireo olona be herimpo ao amin’ny Bokin’i Môrmôna

Vehivavy be herimpo ao amin’ny Bokin’i Môrmôna

Sary
women heroes in the Book of Mormon

Marobe ireo vehivavy ao amin’ny Bokin’i Môrmôna izay ohatra tsara ho antsika. Ireto misy karatry ny olona be herimpo miisa telo hanampiana ireo efa voangonao! Tsy fantatsika ny anaran’izy rehetra, kanefa mbola afaka mianatra avy amin’ny ohatra nasehon’izy ireo isika. Ahoana no ahafahanao ho tonga tahaka ireo vehivavy ao amin’ny Bokin’i Môrmôna ireo?