Scripture Stories
Ny dia nataon’ny Jaredita


Ny dia nataon’ny Jaredita

Sary
map, travels of Jaredites

1

2

3

4

Nanangana tilikambo iray ireo mponina tao Babela.

Nanamboatra sambo ny Jaredita.

Niampitana ny ranomasina ny Jaredita.

Tonga tao Amerika ny Jaredita.