-
10
I Joseph ilay Mpahita
Nosoratan’i Richard E. Turley Jr., Robin S. Jensen ary Mark Ashurst-McGee
Ahoana no fomba nahafahan’ny Mpamimany Joseph nanatanteraka ny antsony amin’ny maha-mpahita azy sy ny fomba nahafahany nandika ny Bokin’i Môrmôna?
-
18
Teny hanovana ny tontolonay
Nosoratan’i Norman C. Hill
Nitondra fitahiana mihoa-pampana ho an’ireo Olomasina sasantsasany ilay ezaka fampianarana mamaky teny sy manoratra nataon’ny filankevitry ny distrika iray tao Ghana.
-
22
Mampianatra ny zatovo ny fomba fitarihana araka ny fomban’ny Mpamonjy
Nosoratan’i Carol S. McConkie
Ho mpitarika ao amin’ny Fiangonana amin’ny ho avy ny zatovo saingy afaka miaina fahafahana mitarika izy ireo ankehitriny.
-
26
Mankalaza ny takarivan’ny mpianakavy
Jereo ny fomba fandraisan’ny mpikambana manerana an’izao tontolo anjara ao anatin’io fiaraha-mientana iray izay manamafy orina ny fianakaviana io.
-
32
Ny drafitry ny famonjena: Harem-pahalalana masina mba hitarika antsika
Nosoratan’ny Loholona Robert D. Hales
Ny fanohanana ny drafitry ny Raintsika no fanalahidin’ny fahombiazana tany amin’ny fiainana talohan’ny nahaterahana ary mbola fanalahidin’ny fahombiazantsika eto amin’ity fiainana ity izany.