Namana
Mampifandray ireo Soratra Masina
Janoary 2024


“Mampifandray ireo Soratra Masina,” Namana, Jan. 2024, 39.

Zavatra mahafinaritra

Mampifandray ireo Soratra Masina

Sary
Tantara amin’ny endrika PDF

Hatraiza ny fahaizanao ny tantaran’i Nefia sy ny takela-barahina. Asio nomerao ireto fehezan-teny eto ambany ireto araka ny filaharan’ny fitrangany ao amin’ny tantara. Avy eo dia tadiavo ireo loko mifandray ary asio isa ireo teboka. Manaova tsipika mampifandray ireo teboka araka ny filaharan’ny isa mba hamenoana ilay sary. (Jereo ny 1 Nefia 3 sy 4 raha mila fanampiana.)

  • Miresaka amin’i Nefia sy ireo rahalahiny i Lehia mba haka ireo takelaka any amin’i Labana.

  • Niteny i Labana fa tsy homeny an’i Lamana ny takela-barahina.

  • Nangataka ilay takelaka tamin’i Labana i Lamana.

  • Nisafidy ny handeha hiaraka amin’ny fianakavian’i Nefia any an-tany foana i Zôrama.

  • Nalain’i Labana ny volamena ary nohazoniny ireo takela-barahina.

  • Miverina any amin’i Lehia sy Saria miaraka amin’ireo takelaka i Nefia sy ireo rahalahiny ary i Zôrama.

  • Manolotra volamena an’i Labana i Nefia sy ireo rahalahiny mba hahazoana ireo takelaka.

  • Nandidy an’i Nefia ny Tompo hamono an’i Labana sy haka ireo takelaka.

  • Mitarika an’i Nefia ao amin’ny tranon’i Labana ny Fanahy Masina.