Namana
Ahoana no ahafahan’ny Fanahy Masina manampy ahy?
Janoary 2024


“Ahoana no ahafahan’ny Fanahy Masina manampy ahy?” Namana, Jan. 2024, 16.

Valinteny avy amin’ny Apôstôly iray

Ahoana no ahafahan’ny Fanahy Masina manampy ahy?

Nalaina avy tamin’ny “How to Tune in to the Holy Ghost,” New Era, Aug. 2015, 48; “Pure Testimony,” Liahona, Nov. 2004, 40–43; ary “Mahita fifaliana amin’ny alalan’ny asa fanompoana feno fitiavana,” Liahona, mey 2011, 46–49.

Sary
alt text

Sary nataon’ i Brooke Smart

Ny Fanahy Masina dia afaka mampionona anao ary mameno fiadanana anao.

Afaka mampitandrina anao amin’ny loza izy.

Afaka mampianatra anao ny zavatra marina izy.

Afaka mitarika anao hifidy ny tsara izy.