Namana
Ry namana malala
Janoary 2024


“Ry namana malala,” Namana, Jan. 2024, fonony eo anoloana.

Ry namana malala,

Sary
alt text

Mamaky ny Bokin’i Môrmôna ve ianao? Manana hevitra sy tantara mahafinaritra afaka manampy izahay.

Vakio ny momba ny nofin’i Lehia ao amin’ny pejy 26. Afaka manampy mamaky koa ireo namana kely, tahaka ny nataon’ i Sami avy any Bolivia (pejy 10). Azonao atao mihitsy aza ny mamaky miaraka amin’ny fianakaviana any amin’ny toerana lavitra tahaka ny nataon’ireo namantsika avy any Norvège (jereo pejy 30). Ary mandoko ny tabilao famakiana soratra masina ao amin’ny pejy 25 isam-bolana mba hanarahana ny asa voavaky.

Antenainay fa ho tsapanao ny fitiavan’i Jesoa Kristy anao rehefa mamaky ianao!

Amim-pitiavana,

Namana