Namana
Ny fianakavian’i Lehia
Janoary 2024


“Ny fianakavian’i Lehia,” Namana, Jan. 2024, 23.

Tadiavo izany: Bokin’i Môrmôna

Ny fianakavian’i Lehia

Sary
alt text

Sary nataon’i Suzy Gerhart

Niteny tamin’i Lehia tao anaty nofy ny Tompo mba hiala tao Jerosalema miaraka amin’ny fianakaviany ary handeha ho any an-tany foana (jereo ny 1 Nefia 2:2). Taty aoriana dia nanaraka azy ireo ny fianakavian’i Ismaela! Hitanao ve ireo zavatra miafina ao amin’ny sary eo ambany?