Namana
Ry ray aman-dreny malala
Janoary 2024


“Ry ray aman-dreny malala,” Namana, Jan. 2024, fonony ao ambadika.

Ry ray aman-dreny malala,

Sary
Taratasy ho an’ny ray aman-dreny

Ahoana no hanampianao ny zanakao hahafantatra ny atao hoe Fanahy Masina? Azonao ampiasaina ny sahanasa ao amin’ny pejy 17 ary resaho ny momba ny fomba hiresahan’ny Fanahy Masina amintsika amin’ny alalan’ny fahatsapana sy eritreritra mangina. Azonao vakiana ny tantara ao amin’ny pejy 14 ary resadresaho ny fomba hampitandremany antsika sy hiarovany antsika. Rehefa mahatsapa ny Fanahy Masina isika dia afaka mahatsiaro ny haben’ny fitiavan’ny Ray any An-danitra antsika sy ny faniriany hitahy antsika.

Amim-pitiavana,

Namana