Namana
Ny herim-pon’i Nefia
Janoary 2024


“Ny herim-pon’i Nefia,” Namana, Jan. 2024, 13.

Afaka mitendry izany aho!

Ny herim-pon’i Nefia

Mientanentana [naoty mainty] = 96–114

1. Nasain’ny Tompo nalaina ireo takela-barahina.

Tany amin’i Labàna, izay lehilahy tsy mba marina.

Lamana, Lemoela saika tsy handeha.

Be herim-po i Nefia Ka nanao hoe:

Fiverenan-kira: “Handeha aho ka hanao ’zay nandindian’ny Tompo.

Ny alehan’izay mankatò voaomany mialoha.

Handeha aho ka hanao izay nandidian’ny Tompo.

Ny alehan’izay mankatò voaomany mialoha.”

Sary
Mozika amin’ny endrika PDF