Namana
Rojom-pinamanana
Janoary 2024


“Rojom-pinamanana,” Namana, Jan. 2024, 33.

Zavatra mahafinaritra

Rojom-pinamanana

  1. Hetezo hiala ny faritra fotsy eo amin’ny ilany havanana. Na farito amina taratasy hafa ny maodely hohetezana.

  2. Aforeto mandroso sy miverina hatrany hatrany manaraka an’ireo tsipika izany mba hahazoana zavatra toy ny kopakopaka.

  3. Hetezo hiala ny faritra mihoatra amin’ilay sary olona nivalombalona.

  4. Sokafy izany mba hahitana sarina rojona mpinamana mifampitantana! Haingoy izy ireo mba hitovy amin’ireo olona izay tianao.

Sary
Tantara amin’ny endrika PDF

Sary nataon’i Jared Beckstrand