2019
Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2018
Mey 2019


Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2018

Ho fampahafantarana ny mpikamban’ ny Fiangonana, ny Fiadidiana Voalohany dia namoaka ity tatitra manaraka ity izay momba ny antontan’ isa mikasika ny fivoarana sy ny toetoetry ny Fiangonana tamin’ ny 31 Desambra 2018.

Rantsan’ny Fiangonana

Tsatòka

3.383

Misiôna

407

Distrika

547

Paroasy sy sampana

30.536

Isan’ny mpikamban’ny Fiangonana

Totalin’ny isan’ny mpikambana

16.313.735

Isan’ireo zaza vaovao voarakitra

102.102

Mpikambana vaovao

234.332

Misiônera

Misiônera manompo amin’ny fotoana feno

65.137

Misiônera mpanao asa soa an’ny Fiangonana

37.963

Tempoly

Tempoly notokanana nandritra ny taona 2018 (Concepción Chili sy Barranquilla Colombie)

2

Tempoly naverina notokanana nandritra ny taona 2018 (Houston Texas sy Jordan River Utah)

2

Tempoly miasa tamin’ny faran’ny taona

161