Namana
Fizarana ho an’ny namana kely
martsa 2024


“Fizarana ho an’ny namana kely,” Namana, martsa 2024, 43.

Fizarana ho an’ny namana kely

Sary
alt text

Manana atodin’ny Paska manokana ho an’i Jesoa izahay. Foana ny atin’ny atodiny satria nitsangana tamin’ny maty Izy.

Claire, Russell, ary Sophie C., 5, 2, ary 3 taona, Colorado, Etazonia

Sary
alt text

Nitomany ny zandriko lahy satria nalahelo ny reninay. Nampionona azy aho ary nanampy azy mba ho tony.

George W., 4 taona, Virginie, Etazonia

“He velona ny Ray, ary izaho dia tiany hatrany.

Ny Fanahy no mibitsika hoe marina izany.”

Bokin-kiran’ny Ankizy, 8

Sary
Tantara amin’ny endrika PDF