Namana
Ry namana malala
martsa 2024


“Ry namana malala,” Namana, martsa 2024, anatin’ny fonony eo anoloana.

Ry namana malala,

Sary
alt text

Efa akaiky ny Paska! Mampahatsiahy antsika izany fa nitsangana avy tao am-pasana i Jesoa Kristy ary velona ankehitriny. Noho Izy dia afaka hiaina indray isika rehetra.

Avadiho ny pejy mba hanamboarana kodiaran’ny tantaran’ny Paska ary zarao amin’ny hafa izany. Azonao atao ihany koa ny mamaky ao amin’ny pejy 14 mikasika ny fomba nahatsapan’i Jonas avy any Finlande ny fitiavan’ny Mpamonjy tamin’ny Paska.

Velona sy tia anao Jesoa!

Ny Namana