Namana
Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy
martsa 2024


“Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy,” Namana, martsa 2024, 1.

Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy

Ireo toerana amakiantsika ny Namana

Sary
alt text

ILuis, i Ania, ary i Lana C., 5, 11, ary 9 taona, dia mamaky ny Namana amin’ny teny Pôrtogey any Pernambuco, Brezila.

Mofon’ny Paska

Sary
alt text

Nahafinaritra anay ny niara-nanamboatra ny Mofo italianan’ny Paska (Apr. 2022). Tena natsiro ilay izy!

I Patrick, Eli, sy i Gabe L., 10, 5, ary 8 taona, Utah, Etazonia

Tianay ny mahita ny tempoly

Sary
alt text

IEmma sy i Abish S., 4 sy 2 taona, dia nitsidika ny tempolin’i Berne Suisse.

Tianay ny maheno vaovao avy amin’ireo namana!