Namana
Ry ray aman-dreny malala
martsa 2024


“Ry ray aman-dreny malala,” Namana, martsa 2024, fonony ao ambadika.

Ry ray aman-dreny malala,

Sary
Taratasy ho an’ny ray aman-dreny

Inona avy ireo fitsipika mifehy ny fianakavianao momba ny haino vaky jery? Tsy mbola aloha loatra—na tara loatra—ny miresaka amin’ny zanakao momba izay tokony hatao rehefa mahita zavatra ratsy an-jotra izy ireo. Vakio ny tantara ao amin’ny pejy 36 mba hanombohana izany. Azonareo vakina miaraka amin’ny zanakareo ihany koa ny lisitra fanamarinana ao amin’ny pejy 38 ary ampio izy ireo hanao ilay sahanasa ao amin’ny pejy 39.

Amim-pitiavana,

Ny Namana