Namana
Nahoana isika no mankalaza ny Paska?
martsa 2024


“Nahoana isika no mankalaza ny Paska?” Namana, martsa 2024, 16.

Valinteny avy amin’ny Apôstôly iray

Nahoana isika no mankalaza ny Paska?

Namboarina avy tamin’ny “Indro ny Lehilahy!” Liahona,, mey 2018, 107–10.

Sary
Alt text

Sary nataon’ i Brooke Smart

Andro masina ny alahadin’ny Paska.

Andro hahatsiarovana ny sorona sy ny Fitsanganan’i Jesoa Kristy tamin’ny maty izany.

Nanolotra ny ainy i Jesoa mba hahafahantsika mibebaka sy ho voavela heloka.

Noho i Jesoa Kristy dia afaka hiaina miraka amin’ Andriamanitra indray isika.