Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2015
Ny Fiadidiana Voalohany dia namoaka ity manaraka ity momba ny antontan’isa tato amin’ny Fiangonana hatramin’ny 31 desambra 2015 ity.
Rantsan’ny Fiangonana
|
Tsatòka |
3.174 |
|
Misiôna |
418 |
|
Distrika |
558 |
|
Paroasy sy sampana |
30.016 |
Mpikamban’ny Fiangonana
|
Totalin’ny mpikamban’ny Fiangonana |
15.634.199 |
|
Zaza vaovao voarakitra |
114.550 |
|
Mpikambana vaovao |
257.402 |
Misiônera
|
Misiônera manompo amin’ny fotoana feno |
74.079 |
|
Misiônera mpanao asa fanasoavana |
31.779 |
Tempoly
|
Tempoly dimy natokana tamin’ny taona 2015 (Córdoba Argentine, Payson Utah, Trujillo Pérou, Indianapolis Indiana, ary Tijuana Mexique) |
5 |
|
Tempoly roa naverina natokana tamin’ny taona 2015 (Mexico City Mexique sy Montréal Québec) |
2 |
|
Tempoly am-perinasa hatramin’ny faran’ny taona |
149 |