2016
Famintinana ny Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany fanao isan-taona faha-186
Mey 2016


Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany fanao isan-taona faha-186

Sabotsy hariva, 26 martsa 2016, Fivoriamben’ny vehivavy maneran-tany

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.

Mpitarika: Rosemary M. Wixom.

Vavaka fanokafana: Morgan Munford.

Vavaka famaranana: Sokhanny Parco.

Hira nataon’ny amboarampeo mitambatry ny Kilonga sy ny Zatovovavy ary ny Fikambanana Ifanampiana avy amin’ireo tsatòka ao Salt Lake City, Utah; Lillian Severinsen, mpitarika ny hira; Linda Margetts, mpitendry ôrga; Kerstin Tenney, mpitendry lokanga; Elizabeth Marsh, mpitendry lokangabe: “Have I Done Any Good?” Hymns, no. 223; hira natambatra, narindran’i Mohlman, tsy navoaka: “Zanaky ny Ray aho,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 113, sy “Aimez nos frères,” Cantiques, no. 200; “Tsara ny asa,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 25; “Viens et suis moi,” Cantiques, no. 61, narindran’i Mohlman, tsy navoaka; “Ah, donne moi, Père,” Cantiques, no. 70, narindran’i Goates, tsy navoaka.

Sabotsy maraina, 2 aprily 2016, Fivoriana ho an’ny daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.

Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf.

Vavaka fanokafana: Linda K. Burton.

Vavaka famaranana: Loholona Arnulfo Valenzuela.

Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika ny hira; Richard Elliott sy Andrew Unsworth, mpitendry ôrga: “How Wondrous and Great,” Hymns, no. 267; “Ry zanaky ny Tompo,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 7; “Je ressens son amour,” Chants pour les enfants, 74, narindran’i Cardon, navoakan’i Jackman; “Instant de paix, moment si doux,” Cantiques, no. 79; “Seigneur, tu me prépareras,” Cantiques, no. 58, narindran’i Wilberg, navoakan’i Oxford; “Come, Thou Fount of Every Blessing,” Hymns (1948, no. 70, narindran’i Wilberg, navoakan’i Oxford.

Sabotsy tolakandro, 2 aprily 2016, Fivoriana ho an’ny daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.

Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring.

Vavaka fanokafana: Loholona Hugo E. Martinez.

Vavaka famaranana: Loholona Tad R. Callister.

Hira nataon’ny amboarampeo mitambatra avy ao amin’ny Brigham Young University–Idaho; Eda Ashby sy Rebecca Lord, mpitarika ny hira; Bonnie Goodliffe, mpitendry ôrga: “Sing Praise to Him,” Hymns, no. 70, narindran’i Kempton, tsy navoaka.; “Israël, ton Dieu t’appelle,” Cantiques, no. 6, narindran’i Ashby, tsy navoaka.; “Mifalia,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 64; “Ny lalanao no lalako,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 92, narindran’i Kempton, tsy navoaka.

Sabotsy tolakandro, 2 aprily 2016, Fivoriamben’ny Fisoronana

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.

Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf.

Vavaka fanokafana: Loholona Stanley G. Ellis.

Vavaka famaranana: Loholona Craig A. Cardon.

Hira nataon’ny amboarampeon’ny fisoronana avy ao amin’ny Institiota fianarana ny filazantsara ao Logan, Utah; Allen M. Matthews sy Eric Stauffer, mpitarika ny hira; Clay Christiansen, mpitendry ôrga: “In Hymns of Praise,” Hymns, no. 75, narindran’i Christiansen; Endrey mahagaga ahy,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 44, narindran’i Zabriskie, navoakan’ny LDS Music Source; “O viens Toi Roi des rois,” Cantiques, no. 29; “Ry Mpanavotra,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 9, narindran’i Wilberg, navoakan’ny Hinshaw.

Fivoriana alahady maraina, 3 aprily 2016, Fivoriana ho an’ny daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.

Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring.

Vavaka fanokafana: Loholona Anthony D. Perkins.

Vavaka famaranana : Carol F. McConkie.

Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg, mpitarika ny hira; Andrew Unsworth sy Clay Christiansen, mpitendry ôrga: “Let Zion in Her Beauty Rise,” Hymns, no. 41; “Le jour paraît, chassant la nuit,” Cantiques, no. 1, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Je suivrai le plan de Dieu,” Chants pour les enfants, 164, narindran’i Hofheins/Christiansen, tsy navoaka; “Tu éclaires le chemin,” Cantiques, no. 145, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Hosanna au grand Roi!” Cantiques, no. 34; “Saints, en avant! Armés de foi en Christ!” Cantiques, no. 40, narindran’i Wilberg; “Rocher du salut suprême,” Hymns, no. 168, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.

Alahady tolakandro, 3 aprily 2016, Fivoriana ho an’ny daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.

Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf.

Vavaka fanokafana: Loholona C. Scott Grow.

Vavaka famaranana: Loholona Shayne M. Bowen.

Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika ny hira; Linda Margetts, mpitendry ôrga: “Louange à Dieu,” Cantiques, no. 37, narindran’i Wilberg, navoakan’i Oxford; “For I Am Called by Thy Name,” Gates, navoakan’i Sonos; “Vers Sion, cité promise,” Cantiques, no. 39; “Du grand millenium” Cantiques, no. 26; narindran’i Murphy, tsy navoaka; “Que nos voix s’unissent,” Cantiques, no. 87, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.

Fomba ahazoana ireo lahatenin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana

Mba hahazoana ireo lahateny tamin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana amin’ny fiteny maro ao amin’ny Internet dia tsidiho ny conference.lds.org ary misafidiana fiteny iray. Hita amin’ny Application Gospel Library ihany koa ireo lahateny tamin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana.

Hafatra ho an’ny famangiana sy fampianarana isan-tokantrano

Ho an’ny hafatra ho an’ny famangiana sy ny fampianarana isan-tokantrano, dia mba misafidiana lahateny iray izay tena mifanaraka amin’ny zavatra ilain’ireo izay vangianao.

Eo amin’ny fonony

Eo anoloana: Sary nalain’i Cody Bell.

Ao ambadika: Sary nalain’i Ale Borges.

Sary nandritra ny Fihaonambe

Ireo sary nandritra ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany tao Salt Lake City dia nalain’i Welden C. Andersen, Cody Bell, Janae Bingham, Ale Borges, Randy Collier, Mark Davis, Craig Dimond, Nate Edwards, Ashlee Larsen, Leslie Nilsson, Matt Reier, ary Christina Smith; sarin’i Yvette Bugingo, avy amin’i Yvette Bugingo; sarin’’i Joseph Ssengooba sy i Joshua Walusimbi, avy amin’i Joseph Ssengooba; sarin’i Joseph Ssengooba sy i Leif Erickson, avy amin’i Leif Erickson, sarin’ny ankizy sy ny fivoriam-piangonana tany Congo, avy amin’i Neil L. Andersen sy ny Vondrom-paritra Afrika Atsimo atsinanana; sarin’ny zazavavy eo am-baravarankely, nalain’i Kirt Harmon; sarin’i Fernando Araujo miaraka amin’ny zatovolahy sy ny fianakaviana Araujo, avy amin’i Fernando Araujo; sarin’i Russell M. Nelson sy Rahavavy Nelson, ary ny fianakaviana Jimmy Hatfield, avy amin’i Russell M. Nelson; iStock; sarin’ny dinaozôro sy ankizy, iStock.