Namana
Ny fomba hanafarana tahadika misimisy kokoa
Batisa sy fandraisana ho mpikambana


“Ny fomba hanafarana tahadika misimisy kokoa,” Namana, aogositra 2023, fonony ao aoriana.

Ny fomba hanafarana tahadika misimisy kokoa

Ity laharana manokana momba ny batisa ity dia natao ho an’ny ankizy rehetra, indrindra fa ireo izay miomana ho amin’ny batisa. Afaka manafatra tahadika ho an’ny ankizy rehetra ianareo, isan’izany ireo izay ao amin’ny fianakavianareo na ao amin’ny Kilonga:

  1. Manafara tahadika ho an’ny paroasy na ny sampana misy anareo amin’ny alalan’ny fampiasana ny taratasy fanafarana fandaharam-pampianarana isan-taona.

  2. Manafara tahadika antsinjarany ao amin’ny store.ChurchofJesusChrist.org.

  3. Mividiana tahadika antsinjarany ao amin’ny Ivon-toerana mpaninjara any amin’ny toerana misy anao na amin’ny alalan’ny fifandraisana amin’ny Departemantan’ny Global Services.

Azonao atao koa ny misintona tahadika azo atao printy an’ny “Ny batisako sy ny fandraisana ahy ho mpikambana” (p. 16) ao amin’ny friend.ChurchofJesusChrist.org.