Namana
Mpikambana ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy
Batisa sy fandraisana ho mpikambana


“Mpikambana ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy,” Namana, aogositra 2023, 27.

Mpikambana ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy

Sary
alt text here

Rehefa atao batisa sy raisina ho mpikambana ianao, dia lasa mpikambana ao amin’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy. Nomen’i Jesoa anarana hoe Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany izany (jereo ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 115:4).