Namana
Dingana hahatongavana eo amin’ny dobo
Batisa sy fandraisana ho mpikambana


“Dingana hahatongavana eo amin’ny dobo,” Namana, aogositra 2023, 16.

Dingana hahatongavana eo amin’ny dobo

Sary
alt text here

Sary nataon’i Adam Koford

Tadiavo ao amin’ilay lala-mifampidipiditra ny lalanao mankany amin’ilay dobo fanaovana batisa. Tetezo ny sary tsirairay avy mba hahitanao ny zavatra azonao atao mba hiomanana.