Namana
Fandraisana ho mpikambana sy fanomezana ny Fanahy Masina
Batisa sy fandraisana ho mpikambana


“Fandraisana ho mpikambana sy fanomezana ny Fanahy Masina,” Namana, aogositra 2023, 17.

Fandraisana ho mpikambana sy fanomezana ny Fanahy Masina

Sary
alt text here

Rehefa vita batisa ianao dia raisina ho mpikambana ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy. Mandray ny fanomezana ny Fanahy Masina koa ianao.