Namana
Fandokoana sary maneho tantara ao amin’ny soratra masina
Batisa sy fandraisana ho mpikambana


“Fandokoana sary maneho tantara ao amin’ny soratra masina,” Namana, aogositra 2023, 26.

Fandokoana sary maneho tantara ao amin’ny soratra masina

Sary
alt text

Sary nataon’i Jared Beckstrand

Afaka mamaky soratra masina isan’andro isika. Manampy antsika hahatsapa ny Fanahy Masina sy hianatra momba ny Ray any An-danitra i Jesoa Kristy izy ireny. Isaky ny mamaky soratra masina ianao, dia lokoy ny ampahany amin’ilay sary. Misy sary iray avy amin’ny tsirairay avy amin’ireo bokin-tsoratra masina efatra ampiasaintsika.

  • Baiboly

  • Bokin’i Môrmôna

  • Fotopampianarana sy Fanekempihavanana

  • Voahangy Lafo Vidy