Namana
Gazetiboky ho anao irery!
Batisa sy fandraisana ho mpikambana


“Gazetiboky ho anao irery!” Namana, aogositra 2023, 48.

Gazetiboky ho anao irery!

Sary
alt text

Afaka mahazo gazetiboky Namana ianao mba hanampiana anao hifalifaly,hanara-dia an’i Jesoa Kristy, ary hamantatra ireo ankizy manerana izao tontolo izao izay manaraka Azy koa! Toy izao no hanaovana izany:

Angataho ny ray aman-dreninao na ny filohan’ny Kilonga misy anao mba hanafatra izany ho anao ao amin’ny magazinesubscriptions.ChurchofJesusChrist.org.

Azonao atao koa ny mitsidika ny Namana ao amin’ny friend.ChurchofJesusChrist.org!

Sary
alt text here

Sary nataon’i Mark Robison