Namana
Mandeha eo amin’ny lalan’ny fanekempihavanana
Batisa sy fandraisana ho mpikambana


“Mandeha eo amin’ny lalan’ny fanekempihavanana,” Namana, aogositra 2023, 6–7.

Mandeha eo amin’ny lalan’ny fanekempihavanana

Sary
alt text

Sary nataon’i Brooke Smart

Nandefa anao tety an-tany ny Ray any An-danitra mba hianatra sy hivoatra ka hahafahanao ho tonga tahaka Azy. Rehefa manara-dia an’i Jesoa Kristy ianao dia mandeha eo amin’ny lalana miverina any amin’ny fonenanao any an-danitra. Antsoina hoe ny lalan’ny fanekempihavanana izany. Araho ilay lalana dia lokoy ireto sary ireto mba hianaran-javatra misimisy kokoa.

  • Mianatra momba an’i Jesoa Kristy sy manara-dia Azy

  • Atao batisa sy raisina ho mpikambana ao amin’ny Fiangonany.

  • Manampy sy manompo.

  • Mihaino ny Fanahy Masina

  • Mivavaka

  • Mamaky ny soratra masina

  • Mandray ny fanasan’ny Tompo

  • Manao batisa any amin’ny tempoly

  • Manao ireo fanekempihavanana sy mandray ireo fitahiana hafa any amin’ny tempoly

  • Mitia sy manompo ny fianakaviako

  • Mibebaka

  • Manara-dia an’i Jesoa mandritra ny fiainako!