Namana
Manakaiky kokoa ny Ray any An-danitra
Batisa sy fandraisana ho mpikambana


“Mijanona ho matanjaka,” Namana, aogositra 2023, 25.

Mijanona ho matanjaka

Sary
alt text

Manan-danja lehibe ny fakan’ny hazo iray. Mihazona ilay hazo hijanona ho matanjaka izany ireny, na dia ao anatin’ny rivotra sy ny tafio-drivotra aza.

Soraty eo amin’ireo fakan’io hazo io ireo zavatra azonao atao mba hanasana ny Fanahy Masina ho eo amin’ny fiainanao sy hijanona ho akaiky ny Ray any An-danitra. Dia ho afaka ny hijanona ho matanjaka koa ianao.