2020
Busan, Korea Atsimo
Ôktôbra 2020


Tafaorina eto ny Fiangonana

Busan, Korea Atsimo

Sary
Busan, South Korea

Sary avy amin’ny Getty Images

Busan no misy ny iray amin’ireo tsatòka miisa 12 ao Korea Atsimo. Misy foiben’ny misiôna ao Busan. Ireto dia zava-misy sasantsasany momba ny Fiangonana ao Korea Atsimo:

88.418

mpikambana

103

vondrom-piangonana

12

tsatòka, distrika miisa 5, misiôna miisa 6

18

ivontoeran’ny tantaram-pianakaviana

1

tempoly (Seoul)

1956

Misiônera ôfisialy voalohany

1967

Bokin’i Môrmôna voalohany navoaka printy tamin’ny fiteny Koreana

1973

Naorina ny tsatòka voalohany

1985

Nanokanana ny Tempolin’i Seoul

1991

Ny tahadikan’ny Bokin’i Môrmôna faha-iray tapitrisany amin’ny fiteny Koreana