2011
Iza no Nanoratra ny Bokin’i Môrmôna?
Ôktôbra 2011


Iza no Nanoratra ny Bokin’i Môrmôna?

Ireo mpaminany sy mpahay tantara, ary mpitarika fahiny no nanoratra ny fijoroan’izy ireo ho vavolombelona sy ny tantarany tao amin’ny takela-bolamena. Taty aoriana, ny Mpaminany Joseph Smith, tamin’ny alalan’ny fanomezam-pahasoavan’Andriamanitra sy ny heriny, dia nandika ny famintinana izany takelaka avy tany ifotony izany.

Ireo Mpanoratra na Loharanon’ilay Takelaka Fahiny avy tany Ifotony.

Ireo Rakitsoratra Izay Nampisy ireo Takelaka.

Ny Nefia1, Jakôba, Enôsa, Jarôma, Ômnia, ary ireo hafa koa

Ny takelaka kelin’i Nefia (rakitsoratra miompana amin’ny zavatra ara-panahy; teo amin’ny 600 Talohan’i J.K ka hatramin’ny 130 Talohan’i J.K. )

Môrmôna

Ny Tenin’i Môrmôna (mifandray amin’ny takelaka kely sy ny famintinana ny takelaka lehiben’i Nefia, jereo ny andininy1–18)

Takela-barahina tany amin’i Labàna (Jereo ny 1 Nefia 5:10–14)

Takelaka lehiben’i Nefia (rakitsoratra mirakitra ny zava-niseho ara-nofo sy ny tantara ara-panahy; teo amin’ny 130 Talohan’i J.K. ka hatramin’ny Taorian’i J.K. 321)

Zenifa

Lehia (jereo ny 2 Nefia 1:1–4, 11; F&F 3, Fampidirana ny fizarana); Benjamina (Jereo ny Ômnia 1:12–23; Tenin’i Môrmôna 1:16–18; Môsia 1–6); Môsia2 (Jereo ny Ômnia 1:23–25; Môsia 6:3); Almà Zanany, Zanakalahin’i Môsià, Helamana2, Pahôrana, Kapiteny Môrônia, Nefia3, Nefia4

Môrmôna

Rakitsoratr’i Môrmôna (teo amin’ny 345 Taorian’i J.K. ka hatramin’ny 385 Taorian’i J.K.)

Ny rakitsoratry ny Jaredita dia voarakitra ao anatin’ny takelaka miisa 24, ary tafiditra ao anatin’izany ny rakitsoratr’i Etera (jereo ny Etera 1:1–5)

Bokin’i Etera, izay nanao ny rakitsoratry ny Jaredita (teo amin’ny taona 2400 Talohan’i J.K ka hatramin’ny taona 600 Talohan’i J.K.)

Môrônia

Rakitsoratr’i Môrônia (Jereo ny Môrmôna 9:30–37; teo amin’ny 385 Taorian’i J.K. ka hatramin’ny 421 Taorian’i J.K.)

Takela-bolamena Nomen’ny Anjely Môrônia an’ny Mpaminany Joseph Smith tamin’ny 22 Septambra 1827

Ny Bokin’i Môrmôna

Takelak’i Môrmôna (rakitsoratra izay natambatra sy nofintinin’i Môrmôna sy i Môrônia)

Pejin-dohateny*

1 Nefia

2 Nefia

Jakôba

Enôsa

Jarôma

Ômnia

Tenin’i Môrmôna

Môsià

Almà

Helamàna

3 Nefia

4 Nefia

Môrmôna

Etera

Môrônia

Ampahany misy tombokase (tsy nadika)

  • Nanazava i Joseph Smith hoe: “Ny pejin-dohatenin’ny Bokin’i Môrmôna dia nadika ara-bakiteny, nalaina avy tao amin’ny pejy farany indrindra teo amin’ny ilany ankavia tao amin’ilay amboaram-bokin’ilay takelaka” (History of the Church, 1:71).

Indray harivan’ny 21 Septambra 1823, dia niseho tamin’ny zazalahy Joseph Smith ny anjely Môrônia ary nilaza taminy momba ny takela-bolamena izay tokony hadika ka ho fantatra amin’ny anarana hoe ny Bokin’i Môrmôna. Efa-taona taty aoriana, dia afaka naka ny takelaka mba handikana izany i Joseph (jereo ny Joseph Smith—Tantara 1:27–54).

Ny boky sora-tanana voalohan’izany dikan-teny izany dia vita tamin’ny taona 1829, ny fanontana izany boky sora-tanana izany dia vita nandritra ny taona 1829–30 ary ny tahadika 5.000 voalohany tamin’ny Bokin’i Môrmôna dia nivoaka tamin’ny taona 1830.

Avy any an-kavia: Sary nalain’i Jed Clark; Môrmôna Mamintina ireo Takelaka, nataon’i Tom Lovell; Ny Anjely Môrônia Niseho Tamin’i Joseph Smith , nataon’i Tom Lovell; sary nalain’i Craig Dimond; Môrônia Manolotra ilay Takela-bolamena, nataon’i Gary Kapp, tsy azo adika; sary nalain’i Emily Leishman; sary nataon’i John Luke