2011
Zavatra maro kokoa mahaliana ao amin’ny internet
Aprily 2011


Zavatra maro kokoa mahaliana ao amin’ny internet

Liahona.lds.org

Ho an’ny Olon-dehibe

Vakio ireo tantaran’ny fiovam-po tany amin’ny Nosikely Marshall (pejy 32) ary jereo ny sary maro hafa ao amin’ny www.liahona.lds.org

Ho an’ny Tanora

Rehefa nisafidy ny hifantoka amin’ny soratra masina fehezina ireo tanora roa avy any Tahiti dia nanova ny fiainan’izy ireo izany (pejy 52). Mianara bebe kokoa ao amin’ny www.seminary.lds.org

Ho an’ny ankizy

Jereo ny zava-kanto miisa 23 avy tamin’ny fampiratiana zava-kanto avy amin’ny firenena maro ao amin’ny pejy 62–64 sy ireo pejy hafa ao amin’ny www.liahona.lds.org

Zavatra amin’ny fiteninao

Ny Liahona sy ny fitaovan’ny Fiangonana hafa dia misy amin’ny fiteny maro ao amin’ny www.languages.lds.org