Seminera sy Institiota
Santionany amin’ny rindran-damin’ny drafitry ny lesona


“Santionany amin’ny rindran-damin’ny drafitry ny lesona,” Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy: Ho an’ireo rehetra izay mampianatra any an-tokantrano sy any am-piangonana (2022)

“Santionany amin’ny rindran-damin’ny drafitry ny lesona,” Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy

Santionany amin’ny rindran-damin’ny drafitry ny lesona

Ity tabilao ity dia afaka manampy anao handinika ny soratra masina, sy ireo fanontaniana, ary ireo loharanom-pitaovana hafa hampiasainao mba hanampiana ny mpianatra hahatakatra kokoa ny fitsipika sy ny fotopampianarana tsirairay izay hampianarinao. Raketo an-tsoratra ny fitsipika na ny fotopampianarana tsirairay ary ireo loharanom-pitaovana izay hampiasainao.

Sary
Santionany amin’ny rindran-damin’ny drafitry ny lesona