Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy: Ho an’ireo rehetra izay mampianatra any an-tokantrano sy any am-piangonana
Votoatiny
Teny fanolorana
Hafatra avy amin’ny Fiadidiana Voalohany
Ny tanjon’ny Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy
Topimaso mikasika ny fampianarana tahaka ny an’i Kristy
Fizarana 1: Mifantoha amin’i Jesoa Kristy
Mampianara mikasika an’i Jesoa Kristy na inona na inona ampianarinao
Ampio ny mpianatra hanatona an’i Jesoa Kristy
Fizarana 2: Ireo fitsipiky ny fampianarana tahaka ny an’i Kristy
Tiavo ireo izay ampianarinao
Mampianara amin’ny alalan’ny Fanahy
Ampianaro ny fotopampianarana
Ataovy izay hisian’ny fianarana amim-pahavitrihana
Fizarana 3: Fanampiana mahasoa sy sosokevitra
Sosokevitra ho an’ireo sehatra samihafa hampianarana sy ireo karazana mpianatra
Santionany amin’ny rindrandamin’ny drafitry ny lesona
Mivoatra amin’ny maha-mpampianatra tahaka an’i Kristy: Fanombantombanana ny tena manokana
Fivorian’ny filankevitry ny mpampianatra: Ho an’ireo ray aman-dreny sy ireo mpampianatra voantso
Ho an’ireo mpitarika: Manofana sy manohana ireo mpampianatra