Ireo loharanom-pampianarana sy fianarana
Trandraho ireo loharano sarobidy omen’ny Fiangonana mba hanatsarana ny fampianarana sy fianarana ny filazantsara any an-tokantrano sy any am-piangonana. Fantaro ny fomba nampianaran’ny Mpamonjy nandritra ny asa fanompoany teto an-tany ary araho ny ohatra nasehony.