Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, Lioka 9


DJS, Lioka 9:24–25. Ampitahao amin’ny Lioka 9:24–25

Ny fahazoana ny haren’izao tontolo izao dia tsy mendrika ny hamoizana ny fanahinao.

24 Fa na iza na iza no ta-hamonjy ny ainy, dia tsy maintsy vonona ny hamoy izany noho ny amiko; ary na iza na iza vonona ny hamoy ny ainy noho ny amiko, dia izy no hahavonjy izany

25 Fa inona no soa azon’ny olona raha mahazo izao tontolo izao aza, kanefa tsy mandray ilay notendren’ Andriamanitra izy, ka very ny ainy, ary holavina ny tenany?