Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, Lioka 18


DJS, Lioka 18:27. Ampitahao amin’ny Lioka 18:27

Ny fitokiana amin’ny harena dia misakana ny olona tsy hiditra ny fanjakan’ Andriamanitra.

27 Ary hoy Izy taminy: Tsy hain’ireo izay mitoky amin’ny harena ny miditra ao amin’ny fanjakan’ Andriamanitra; fa izay mahafoy ireo zavatra izay avy amin’izao tontolo izao, dia ho azon’ Andriamanitra atao ny mampiditra azy ao.