Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, Lioka 2


DJS, Lioka 2:46. Ampitahao amin’ny Lioka 2:46

Ireo mpampianatra tao amin’ny tempoly dia nihaino an’i Jesoa ary nametraka fanontaniana Taminy.

46 Ary ny zava-nitranga, nony afaka telo andro, dia hitany teo amin’ny tempoly Izy, nipetraka teo afovoan’ny mpampianatra, ary ireo dia nihaino Azy sady nametraka fanontaniana Taminy.