Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, Lioka 11


DJS, Lioka 11:53. Ampitahao amin’ny Lioka 11:52

Ny fahafenoan’ny soratra masina no fanalahidin’ny fahalalana.

53 Lozanareo mpahay lalàna! Satria efa nesorinareo ny fanalahidin’ny fahalalana, ny fahafenoan’ny soratra masina; ianareo tsy miditra ao amin’ny fanjakana; ary ireo izay te hiditra ao dia nosakananareo.