Fanampiana amin’ny fandalinana
1. Kirihitr’ala Masina


1. Kirihitr’ala Masina

Sary
sary 1

Ny Kirihitr’ala Masina dia hita ao an-tanànan’i Palmyra sy i Manchester, New York. Tao andrefan’ny trano kely vatan-kazo nonenandry Smith mianakavy tamin’ny taona 1820 no misy io kirihitr’ala io.

Ny zava-dehibe nitranga: Tao amin’io kirihitr’ala io no nisehoan’ Andriamanitra Ray sy i Jesoa Kristy Zanany tamin’ny Mpaminany Joseph Smith (JS—T 1:14–20).