Fanampiana amin’ny fandalinana
Jery ankapobeny


Jery ankapobeny

Ny sarintany etsy ambany dia mampiseho ny toerana misy ilay sary ao amin’ity fizarana ity. Ao anatin’ireo pejy manaraka, ny sary tsirairay miaraka amin’ny laharany dia arahin’ny fanazavana fohy ny mombamomba izany. Tanisaina rehefa izany ireo zava-nitranga manan-danja ao amin’ny soratra masina teo amin’io toerana io, miaraka amin’ny andinin-tsoratra masina milaza izany, mba hahafahanao mahafantatra ny toerana ahazoana mamaky misimisy kokoa momba izany zava-nitranga izany.

  1. Kirihitr’ala Masina

  2. Ny Havoana Komôrà sy ny Faritr’i Palmyra sy Manchester

  3. Trano Vatan-kazon’i Joseph Smith rainy

  4. Trano Fanaovana Printin’i Grandin

  5. Renirano Susquehanna

  6. Toerana nisy ny Tranon’i Peter Whitmer rainy

  7. Tranombarotr’i Newel K. Whitney sy ny namany

  8. Tranon’i John Johnson

  9. Tempolin’i Kirtland

  10. Adama-ondia-Amàna

  11. Toeran’ny Tempolin’i Far West

  12. Fonjan’i Liberty

  13. Mansion House tao Nauvoo

  14. Tranombarotra Biriky Mena an’i Joseph Smith zanany

  15. Tempolin’i Nauvoo

  16. Fonjan’i Carthage

  17. Fifindra-monina ho any Andrefana

  18. Tempolin’i Salt Lake

Sary
jery ankopeny ny sarintany

Ava.

New York

Pennsylvania

Ohio

Illinois

Missouri

1

2

3

4

5

6

7

8

9

10

11

12

13

14

15

16

17

18