Fanampiana amin’ny fandalinana
Teny fanolorana


Sarin’ny toerana manan-tantara ho an’ny Fiangonana

Ireto sarin’ny toerana manan-tantara ho an’ny Fiangonana izay manan-danja ireto dia mampiseho toerana izay nandehanan’ireo Olomasin’ny Andro Farany voalohany, sy nonenan’ireo mpaminany ankehitriny sy nampianarany ary nisehoan’ireo zava-nitranga maro ao amin’ny soratra masina.