Institiota
pejin-dohateny


Fiomanana ho Misiônera: Boky torolalana ho an’ny Mpampianatra

Fianarana ny filazantsara faha 130

Navoakan’
Ny Fiangonan’ i Jesoa Kristy ho an’ ny Olomasin’ ny Andro Farany
Salt Lake City, Utah

Ho raisina an-tanan-droa ireo fanamarihana sy fanitsiana. Mba alefaso izany, miaraka amin’ireo zavatra diso, ao amin’ny:

Seminaries and Institutes of Religion Curriculum Services

50 E. North Temple St., Floor 8

Salt Lake City, Utah 84150-0008

USA

Email: ces-manuals@ldschurch.org

Mba soraty azafady ny anaranao feno, ny adiresinao, ny paroasy ary ny tsatòka misy anao.

Aza adinoina ny manome ny lohatenin’ilay boky. Dia omeo avy eo ny fanamarihana avy aminao.