Janoary 2025 Loholona Patrick KearonVaovao mahafaly ho anao sy ho an’izao tontolo izaoNy filazantsaran’i Jesoa Kristy naverina tamin’ny laoniny no vaovao mahafaly sy fifaliana amin’izao androntsika izao—ho an’ny rehetra. Teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2025 Fiadidian’ny Zatovolahy sy ny Zatovovavy maneran-tanyBanjino i KristyNy Fiadidian’ny Zatovovavy sy ny Zatovolahy maneran-tany dia miresaka momba ny dikan’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2025 hoe Banjino i Kristy amin’izy ireo. Eric D. SniderFomba 7 hibanjinana an’i KristyAndramo ireto torohevitra fito ireto mba hahitana ny Mpamonjy eo amin’ny fiainanao. Horonan-tsary ho an’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2025Banjino IzyJereo ny horonan-tsary maneho ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2025. Hira ho an’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2025Nik DayBanjino i KristyAlaovy ny tononkira sy ny taratasy misy ireo mari-peon’ny hira ho an’ny hiran’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2025. Peta-drindrin’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2025Peta-drindrin’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ity taona ity. Avia, hanaraka Ahy: Tantaran’ny Fiangonana Matthew C. GodfreyMahatakatra ireo fitantarana ny Fahitana Voalohan’i Joseph SmithFantaro ireo fitantarana efatra samihafa momba ny Fahitana Voalohan’i Joseph Smith sy ny zavatra azon’izany ampianarina antsika. Cade F.Miatrika ireo fanontaniako momba ny Tantaran’ny FiangonanaNizara ny fomba nahitany fiadanana mikasika ireo fanontaniany nanodidina ny tantaran’ny Fiangonana i Cade F. David A. EdwardsNy mpaminany sy ny MpamonjinyAmin’ny lafiny iray ny tantaram-piainan’i Joseph Smith dia tantara momba ny nanakaikezany kokoa an’i Jesoa Kristy. Jessica Zoey StrongNy Famerenana amin’ny laoniny eo an-dalam-pitohizanaFisehoan-javatra ara-banim-potoana nanomboka tamin’ny Apôstazia Lehibe ka hatramin’ny 2024. Tolotra hafa Manorina trano sy fijoroana ho vavolombelonaNiatrika fanapahan-kevitra lehibe tampoka teo ny zatovovavy iray izay nanana orinasa fanorenana trano niroborobo. Kate Stewart sy Spencer HaleMitovy lavitra noho izay eritreretinaoTantara an-tsary momba ny zatovolahy iray izay nianatra fa ny olona avy amin’ny finoana samihafa dia mitovy lavitra noho izay noeritreretiny. Mifandray amin’i Ivan B. avy any KroasiaFampahafantarana sy fijoroana ho vavolombelona avy amin’i Ivan B., zatovolahy iray avy any Kroasia. Feon’ny zatovoIris R.Misafidy ny tempolyTsy maintsy manapa-kevitra ny zatovovavy iray raha toa ka handeha any amin’ny tempoly na dia mety hahatonga azy tsy hahaharaka ny any an-tsekoly aza ilay dia lava. Feon’ny zatovoJoel A.Namana tena akaikyNanapa-kevitra ny hanao izay ho nataon’i Kristy ny zatovolahy iray izay nivadihan’ny namany. Feon’ny zatovoPaulina M.Ny tolona nataoko tamin’ny fomba fijeriko ny tenakoNanapa-kevitra ny haka ny tsodranon’ny patriarika ny zatovovavy iray izay sahirana tamin’ny fomba fijeriny ny tenany. Miala voly kelyHatsikana sy fialam-boly mahafinaritra, tafiditra ao anatin’izany ny piozila izay anamarihana ny zavatra tsy mitovy sy ny lalana mifampidipiditra. Jessica Zoey StrongIlay taratasy “tsy noheverina ho azo atao”Lesona ampiasana zavatra azo tsapain-tanana momba ny fananana finoana eo anatrehan’ireo fanontaniana na ahiahy. Mpanara-dia marina an’i Jesoa KristySarin’ny Mpamonjy manentana ny fanahy, misy teny nataon’ny Filoha Nelson. Fanontaniana sy valiny Fanontaniana sy valinyAhoana no ahafahako mahazo fijoroana ho vavolombelona matanjaka kokoa momba an’i Joseph Smith sy ny Famerenana amin’ny laoniny?Valin’ilay fanontaniana hoe: “Ahoana no ahafahako mahazo fijoroana ho vavolombelona matanjaka kokoa momba an’i Joseph Smith sy ny Famerenana amin’ny laoniny?” Valiny fohy sy miivantanaInona no atao hoe fahafenoan’ ny filazantsara.Valin’ny fanontaniana hoe: “Inona no atao hoe fahafenoan’ ny filazantsara?”