2025
Miala voly kely
Janoary 2025


Miala voly kely

Miala voly kely

Hisintona ny endrika PDF

Avereno amin’ny laoniny ireo zavatra tsy mitovy

I Jesoa Kristy dia namerina tamin’ny laoniny ny Fiangonany tamin’ny alalan’ny Mpaminany Joseph Smith.

Ny sary eo amin’ny ankavia no ilay sary “tena izy”. Manampia “mamerina amin’ny laoniny” ilay sary eo ankavanan’ilay sary tany ifotony, amin’ny alalan’ny fanisiana marika ireo zavatra 10 izay very, na nampiana, na novaina.

Lalana mifampidipiditra momba ny Fanalahidin’ny fisoronana

Vao tsy ela ny Filoha Russell M. Nelson no nampianatra ny lanjan’ny fanalahidin’ny fisoronana:

Amin’ity lalao lalana mifampidipiditra ity ianao dia manana fanalahidy roa izay samy hanampy anao hiditra amin’ny varavarana mihidy iray. Raha vitanao ny mamakivaky izany manomboka eny am-piandohana ka hatramin’ ny farany ary tsy mampiasa afa-tsy fanalahidy iray dia arahabaina ianao fa tena marani-tsaina. Raha toa ianao ka mahavita izany ka mampiasa ireo fanalahidy roa, dia mbola mahafinaritra ihany ianao e!

Fotoana ho an’ny Piozila

Tamin’ny alalan’ny herin’ Andriamanitra no nandikan’i Joseph Smith ny Bokin’i Môrmôna ho amin’ny fiteny Anglisy avy tamin’ny fiteny tsy nisy nahafantatra.

Ity piozila ity dia mety ho toy ny fiteny tsy misy mahafantatra kanefa aza manahy, tsy izany akory izy io. Tapaho fotsiny ny hevitra hoe iza amin’izy ireo no tsy mitovy amin’ireo hafa. Tsotra e? Angamba. Angamba.

Hatsikana

Hatsikana

Eny ary, anaka, raha mikasa ny ho lasa mpitsabo ianao dia tsy mahazo torana raha vao mahita ra.

Ryan Stoker

Hatsikana

Vitanao ve ny mandika an’ity? Tsy mahay miteny amin’ny alalan’ny emoji aho.

Val Chadwick Bagley

Valiny

Avereno amin’ny laoniny ireo zavatra tsy mitovy: 1. Volo matroka kokoa 2. Valahana ambany kokoa 3. Misy taratasy tsy hita 4. Tsy misy lavaka eo amin’ny vozon’akanjo ankavanan’i Joseph 5. Tsy misy vozon’akanjo ankavia i Joseph 6. Misy ampahany tsy hita amin’ny vozon’akanjony 7. Misy ampahany tsy hita amin’ilay karavato 8. Bokotra kelikely kokoa 9. Sofina takona 10. Tsy velona ilay reirany eo amin’ny soroka

Valin’ny Tadiavo ireo zavatra tsy mitovy eo amin’i Joseph Smith

Lalao lalana mifampidipiditra momba ny fanalahidin’ny fisoronana

valin’ilay lalao lalana mifampidipiditra

Fotoana ho an’ny piozila: D.

Vahaolana amin’ilay piozila