2010
Zavatra maro mahaliana ao amin’ny internet
Aprily 2010


Zavatra maro mahaliana ao amin’ny internet

Liahona.lds.org

Ho an’ny Olon-dehibe

Jereo ireo sary avy amin’ny mpikambana maro manerana an’izao tontolo izao. Jereo ao amin’ny www.liahona.lds.org.

Ho an’ny Tanora

Jereo ireo sarimihetsika malaza momba ny fampiarahana ao amin’ny tranokalan’ny Taona Iray Tena Vaovao. Jereo ao amin’ny http://abrandnewyear.lds.org.

Ho an’ny ankizy

Tianao ve ny mandoko sary momba ny filazantsara? Ankehitriny dia afaka mahita pejy lokoina misy fifampiresahana ianao ao amin’ny www.liahona.lds.org.

Zavatra amin’ny fiteninao

Mba hahitana ao amin’ny internet ireo fitaovana ampiasain’ny Fiangonana amin’ny fiteninao, dia jereo ao amin’ny www.languages.lds.org.