Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, Marka 2


DJS, Marka 2:26–27. Ampitahao amin’ny Marka 2:27–28

Ny Zanak’Olona no Tompon’ny Sabata satria Izy no nanao ny andro Sabata.

26 Noho izany nomena ny olona mba ho andro fitsaharana ny Sabata; ary koa mba hanomezan’ny olona voninahitra an’ Andriamanitra fa tsy hoe, mba tsy hihinanan’ny olona.

27 Fa ny Zanak’olona no nanao ny andro Sabata, noho izany ny Zanak’olona no Tompon’ny Sabata koa.