2011
Famintinana ny Fihaonamben’ny Fiangonana Fanao Isaky ny Tapa-taona Faha-181
Nôvambra 2011


Famintinana ny Fihaonamben’ny Fiangonana Fanao Isaky ny Tapa-taona Faha-181

Asabotsy Maraina, 1 Ôktôbra 2011, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring. Vavaka Fanombohana: Loholona Gary J. Coleman. Vavaka Famaranana: Loholona Lowell M. Snow. Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika ny amboarampeo; Richard Elliott sy Andrew Unsworth, mpitendry ôrga: “Le jour paraît, chassant la nuit,” cantiques, no. 1; “With Songs of Praise,” Hymns, no. 71; “We Ever Pray for Thee,” Hymns, no. 23, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Ry Mpanavotra,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 9; “Zanaky ny Ray Aho,” Fihirana sy Hiran’ny ankizy, pejy 113, narindran’i Murphy, tsy navoaka; “Saints, en Avant! Armés de foi en Christ!” Cantiques, no. 40, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.

Asabotsy Tolakandro, 1 Ôktôbra 2011, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka Fanombohana: Loholona Won Yong Ko. Vavaka Famaranana: Loholona Bradley D. Foster. Hira nataon’ny amboarampeon’ny Kilonga avy ao Pleasant View sy North Ogden, Utah; Vanja Y. Watkins, mpitarika ny amboarampeo; Linda Margetts, mpitendry ôrga: “La Bonté du Père,” Cantiques, no. 198, and “Merci, ô Mon Père Divin,” Chants pour les enfants, 9, hira natambatra izay narindran’i Watkins, tsy navoaka; “Ensemble à Tout Jamais,” Cantiques, no. 192, narindran’i Watkins, tsy navoaka; “Dera ho an’ilay nandre an’i Jehovah,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 100; “Mon Père Céleste m’aime,” Chants pour les enfants, 16–17, ary “Velona ny Raiko,” Fihirana sy Hiran’ny ankizy, pejy. 115, navoakan’i Jackman, hira natambatra izay narindran’i Watkins, tsy navoaka.

Asabotsy Hariva, 1 Ôktôbra 2011, Fivoriamben’ny Fisoronana

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka Fanombohana: Loholona Richard G. Hinckley. Vavaka Famaranana: Loholona Koichi Aoyagi. Hira nataon’ny amboarampeon’ny Fisoronana Melkizedeka avy ao Pleasant Grove, Utah; Justin Bills, mpitarika ny amboarampeo; Clay Christiansen, mpitendry ôrga: “Rise Up, O Men of God,” Hymns, no. 324, narindran’i Staheli, navoakan’i Jackman; “Mila Anao aho,” Fihirana sy Hiran’ny ankizy, pejy 23, narindran’i Bills, tsy navoaka; “Hosanna au grand Roi!” Cantiques, no. 34; “Ndao, ry zanaky ny Tompo,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 7, narindran’i Bills, tsy navoaka.

Fivoriana Alahady Maraina, 2 Ôktôbra 2011, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka Fanombohana: Loholona Paul K. Sybrowsky. Vavaka Famaranana: Loholona James B. Martino. Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg, mpitarika ny amboarampeo; Andrew Unsworth sy Clay Christiansen, mpitendry ôrga: “Jusqu’à la vie éternelle,” Cantiques, no. 19; “Vers Sion, cité promise,” Cantiques, no. 39, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Consider the Lilies,” Hoffman, narindran’i Lyon, navoakan’i Jackman; “Misaotra Anao noho ny Mpaminany,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 72; “Ny Lalanao no Lalako,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 92, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Oui, je crois en Christ,” Cantiques, no. 71, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.

Alahady Tolakandro, 2 Ôktôbra 2011, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring. Vavaka Fanombohana: Loholona F. Michael Watson. Vavaka Famaranana: Loholona Gregory A. Schwitzer. Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika ny amboarampeo; Bonnie Goodliffe sy Linda Margetts, mpitendry ôrga: “Arise, O God, and Shine,” Hymns, no. 265, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Je ressens son amour,” Chants pour les enfants, 42–43, narindran’i Cardon, tsy navoaka; “Mifalia,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 64; “Lord, We Ask Thee Ere We Part,” Hymns, no. 153, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.

Asabotsy Hariva, 24 Septambra 2011, Fivoriamben’ny Fikambanana Ifanampiana Maneran-tany

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Julie B. Beck. Vavaka Fanombohana: Barbara C. Bradshaw. Vavaka Famaranana: Sandra Rogers. Hira nataon’ny amboarampeon’ny Fikambanana Ifanampiana avy any Eagle Mountain sy Saratoga Springs, Utah; Emily Wadley, mpitarika ny amboarampeo; Bonnie Goodliffe sy Linda Margetts, mpitendry ôrga: “Le jour paraît, chassant la nuit,” Cantiques, no. 1, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Tsara ny Asa,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 25, narindran’i Manookin, navoakan’i Jackman; “Peuples du monde, écoutez donc!” Cantiques, no. 170; “Mifalia,” Fihirana, pejy 64.

Fomba Hahazoana Ireo Lahatenin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana

Mba hahazoana ireo lahatenin’ny fihaonamben’ny Fiangonana izay misy amin’ny fiteny maro, dia midira ao amin’ny conference.lds.org. Mifidiana fiteny iray avy eo. Amin’ny ankapobeny roa volana aorian’ny Fihaonamben’ny Fiangonana, dia hita any amin’ny foibe fanapariahana ny horonam-peon’izy ireo.

Hafatra ho an’ny Famangiana sy Fampianarana Isan-tokantrano

Ho an’ny hafatra ho an’ny famangiana sy ny fampianarana isan-tokantrano, dia mba mifidiana lahateny iray izay tena mifanaraka amin’ny zavatra ilain’ireo izay vangianao.

Eo amin’ny fonony

Eo anoloana: Sary nalain’i John Luke. Ao ambadika: Sary nalain’i Les Nilsson.

Sary nandritra ny Fihaonambe

Ireo sary nandritra ny fihaonamben’ny Fiangonana tao Salt Lake City dia nalain’i Craig Dimond, Welden C. Andersen, John Luke, Christina Smith, Cody Bell, Les Nilsson, Weston Colton, Sarah Jensen, Derek Israelsen, Danny La, Scott Davis, Kristy Jordan, ary i Cara Call. Ny sary tany Brésil dia nalain’i Barbara Alves, David McNamee, ary i Sandra Rozados. Ny sary tany Canada dia nalain’i Laurent Lucuix. Ny sary tany El Salvador dia nalain’i Josué Peña. Ny sary tany Angleterre dia nalain’i Simon Jones. Ny sary tany Japon dia nalain-drahalahy Aono. Ny sary tany Mexique dia nalain’i Monica Mora. Ny sary tany Philippines dia nalain’i Wilmor LaTorre sy Ann Rosas. Ny sary tany Afrika Atsimo dia nalain’i Rob Milne. Ny sary tany Suède dia nalain’i Anna Peterson ary ny sary tany Uruguay dia nalain’i Manuel Peña.