Ho zatovo mahery! Jolay 2025 Bradley R. WilcoxSary iray manontoloMampahafantatra ity laharan’ny gazetiboky ity sy ny iray amin’ireo lohahevitra ao anatiny Rahalahy Wilcox. Loholona Gary E. StevensonNy filazantsaran’i Jesoa Kristy: Feo iray mitondra fifalianaNy filazantsaran’i Jesoa Kristy naverina tamin’ny laoniny dia manome tanjona sy fifaliana ho anao eo amin’ny dianao mankany amin’ny fiainana mandrakizay. Lizzie PetersenAndeha isika hiresaka momba ny vola!Mamakia soratra masina izay ahitana an’i Jesoa mampianatra momba ny vola; ampiasao ny vola mba hitahiana ny tenanao sy ny hafa ary handoavana fahafolonkarena. David A. EdwardsAorian’ity fiainana ity: Valin’ireo fanontaniana sasantsasanyIreto misy valin’ireo fanontaniana vitsivitsy mety hananan’ireo mpikamban’ny Fiangonana mbola zatovo momba ny fiainana aorian’ny fahafatesana. Feon’ny zatovoDora C.Mitoky amin’ny TompoMiresaka momba ny fianarany matoky ny Tompo, na dia eo aza ireo fanahiana sy olana, ny zatovovavy iray avy any Lithuanie. Feon’ny zatovoDuy N.Trano kely, drafitra lehibeMiresaka momba ny fifindrana avy tao amina trano lehibe iray nankany amin’ny trano kely iray tany an-tanan-dehibe ny zatovolahy iray avy any Vietnam sy ny fomba nahazoany fanentanam-panahy hanao zavatra izay nitondra fitahiana. HiraNik DayAza miahiahyTonon-kira sy rohy mitondra mankany amin’ny taratasy misy ny mari-peon’ilay hira hoe “Aza miahiahy,” izay avy amin’ny angon-kira momba ny Teny filamatry ny Zatovo ho an’ny taona 2025. Loholona Yoon Hwan ChoiFanampiana sy fitarihana ho an’ny hoavinaoMilaza ny fomba nanovan’ny tenin’ny mpaminany iray ny fiainany sy ny fomba ahafahan’ny fianteherana amin’ny Tompo manova ny fiainanao ny Loholona Choi. Janae Castillo sy Emily E. JonesTalenta miafinaTantara an-tsary momba ny zatovovavy iray izay tsy mino fa manana talenta izy. Honey Grace P.Ilay taramasoandro tao anatin’ny tafio-drivotra nolalovakoI Honey, izay zatovo iray avy any Philippines, dia mizara momba ny namoizany ny renibeny, sy ny niatrehany eritreritra hamono tena, ary ny nandreseny izany niaraka tamin’ny fanampian’ny Mpamonjy. Nara M.Miaraka aminao foana AndriamanitraNy fomba hahazoan’i Nara avy any Armenia hery ao amin’ny Tompo, na dia tsy maintsy mijoro irery aza izy. Fampiasana ny torolalanaIvy C.Mizara ny filazantsara … any amin’ny toerana fialana voly hoe e?Milaza tantara iray momba ny fomba nizarany ilay torolalana ho an’ny zatovo tamin’ny zatovolahy iray ny zatovovavy iray rehefa hitany fa nanana olana momba ireo namana izy. Mifandray amin’i … Flavia C. avy any ArgentineFampahafantarana sy fijoroana ho vavolombelona fohy avy amin’i Flavia C., avy ao Buenos Aires, Argentine. Michelle Wilson sy Daniel TuellerRehefa toa goavana be ireo fitsapanaAfaka mijery ny fitsapana amin’ny fomba fijery mibanjina ny mandrakizay ianao. Eric D. SniderHarena miafinaHevi-baovao ho an’ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 71, 77, ary 82. Miala voly kelyTantara an-tsary mampihomehy sy sahanasa mahafinaritra, isan’izany ny fampianarana manamboatra fehin-tanana, sary mamitaka maso, ary kilalao fampifandraisana. Simon C.Aiza no ahafahako mahazo fanantenana rehefa maty ny olona iray akaikin’ny foko?Nizara tantara momba ny fibanjinana an’i Kristy i Simone C. rehefa niatrika ny fahafatesan’ny rainy izy. PetadrindrinaIzy no Fananganana ny maty sy FiainanaPetadrindrina mamporisika anao hibanjina an’i Kristy rehefa mana-manjò. Fanantenana sy fahafahana manao zavatraSarin’ny Mpamonjy manentana ny fanahy, misy teny nindramina avy amin’ny Filoha Holland. Fanontaniana sy valiny Manana fanapahan-kevitra goavana maro tokony horaisina aho. Ahoana no handraisako fanambarana ho an’ny tena manokana?Valin’ilay fanontaniana hoe: “Manana fanapahan-kevitra goavana maro tokony horaisina aho. Ahoana no handraisako fanambarana ho an’ny tena manokana?” Valiny fohy sy mivantanaMoa ve fametsifetsena ny mandika zavatra avy ao amin’ny internet na ny fampiasana ilon-tsaina artifisialy amin’ny fianarana?Valin’ilay fanontaniana hoe: “Moa ve fametsifetsena ny mandika zavatra avy ao amin’ny internet na ny fampiasana ilon-tsaina artifisialy amin’ny fianarana?”