Institiota
Pejin-dohateny


Asondroty ny Traikefa amin’ny Fianarana institiota

Navoakan’
Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany
Salt Lake City, Utah

Horaisina an-tanan-droa ireo fanamarihana sy fanitsiana. Alefaso amin’ity adiresy manaraka ity izany miaraka amin’ireo fahadisoana:

Seminaries and Institutes of Religion Curriculum Services

50 East North Temple Street

Salt Lake City, Utah 84150-0008

USA

Email: la-feedback@ChurchofJesusChrist.org

Mba soraty azafady ny anaranao feno, ny adiresinao, ny paroasy sy ny tsatòka misy anao.

Aza adinoina ny manome mazava ny lohatenin’ilay boky. Avy eo dia zarao ny fanamarihana avy aminao.