Ankizy sy Zatovo
Andao ary!


“Andao ary!” Fivoaran’ny tena manokana: Boky torolalana ho an’ny ankizy (2019)

“Andao ary!” Fivoaran’ny tena manokana: Boky torolalana ho an’ny ankizy

Andao ary!

Jereo ity ohatra manaraka ana taratasy nofenoina ity.

Sary
ohatra ana taratasy nofenoina

Daty

Sary
mamantatra, manao drafitra, manao asa, mandinika

Mamantatra

Inona no tsapanao fa tokony ianaranao na andramanao? Inona no hainao atao tsara? Inona no tianao hatsaraina ny fanaovana azy? Misafidiana zavatra atao anankiray.

Manao drafitra.

Inona avy no dingana na asa azonao atao? Iza no afaka manampy anao? Amin’ny fomba ahoana no hanampian’izany anao amin’ny fanarahana an’i Jesoa?

Manao asa

Tanteraho ny drafitrao. Ataovy ny tsara indrindra vitanao. Inona no tsapanao mikasika ny zavatra ianaranao?

  • Tsara be! Mivoatra aho ary te hanoy izany.

  • Mila fanampiana aho.

  • Te hanandrana zavatra hafa aho.

Mandinika

Inona no zavatra nianaranao? Nanampy anao hanaraka an’i Jesoa tamin’ny fomba ahoana ny fanaovana an’io zavatra io? Ahoana no fomba hampiasanao an’io zavatra io mba hanompoana ny hafa? Manorata momba ny zavatra nataonao ary ny zavatra tsapanao.